Entry | fitaovam > fitaovana (tao) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe ¶ Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany [Rajemisa 1985] | |
English translation | [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. [Richardson 1885] | |
arms and supplies for war; instruments, equipment [Hallanger 1973] | ||
French translation | armes et matériel de guerre ; instruments, matériel [Hallanger 1974] | |
Malagasy definition | ¶ fitaovan'i Golgi: fikambanana kasinga mibika volantsinana ao amin'ny selan'ny zavamiaina [SLP 1986] | |
French translation | matériel, appareil ¶ fitaovam-pitsirian'ny holatra: mycélium. ¶ fitaovana enti-miasa: instrument de travail ¶ fitaovana fanisana andalana: lignomètre ¶ fitaovana fiavana: sarcleuse ¶ fitaovana iombonana: matériel collectif ¶ fitaovana momba ny fizika: matériel de physique ¶ fitaovana momba ny nahandro: ustensiles de cuisine ¶ fitaovana momba ny simia: matériel de chimie ¶ fitaovana refiventy: appareil étalon ¶ fitaovana vaventy: engin ¶ fitaovana vita amin'ny kakazo: ustensiles en bois ¶ fitaovan'i Golgi: appareil de Golgi [SLP 1986] | |
Vocabulary | Tools ~ Military | |
![]() |