Entry fehyzoro > fehizoro
Elementary words fehy ; zoro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra [1.1]
Explanations in English [ fehy zoro ] A corner-stone [1.2]
 A cornerstone [1.7]
Explanations in French Pierre angulaire [1.8]
Examples 
1Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro. [1.437]
2Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto Fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra. [2.528]
Vocabulary 
Compound words 
Articles