Entry fanindimy > fanindiminy (indimy (dimy))
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky [1.1]
Explanations in English [ fanindimy ] [1.75]
Explanations in French Pour la cinquième fois [1.3]
Examples 
1Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany, [2.996]
2ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao. [2.59]
Morphology 
Simple : fanindimy, fanindiminy