Entry dronono > ronono
Elementary words ro ; nono
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1]
Explanations in English [ro, sauce.] milk [1.2]
 Milk [1.7]
Explanations in French Lait [1.8]
Examples 
1Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470]
2Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 
Articles