Entry dovia > loviana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Hadirano, tata-drano, indraindray avy lavitra be, mitondra rano hanohofana tanimbary [1.1]

Anagrams 

Entry dovia > lovia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia [1.1]
Explanations in English A dish [1.7]
Explanations in French Assiette, plat [1.8]
Examples 
1Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny. [2.606]
2Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643]
Compound words 
Phytonyms 
Other spellings 
Proverbs 
Articles 

Anagrams