Entry | didim > didy | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A cut A command [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Coupe, incision Commandement [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Toponyms |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word didy | |||||||||||||||
Entry | didim > didy | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1] | |||||||||||||||
Vocabulary | Health | |||||||||||||||
Entry | didim > didy | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanosy] mamo [1.78] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Entry | didim > Didy | |||||||||||||||
Part of speech | name (toponym) | |||||||||||||||
Vocabulary | Geography: towns | |||||||||||||||
Coordinates | -18.1166667, 48.5333333 | |||||||||||||||