Entry davitra > lavitra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany
Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza [1.1]
Explanations in English (optimp lavira) far, distant [1.2]
 Far away [1.7]
Explanations in French éloigné [1.3, 1.13]
 Distant [1.3]
 Lointain [1.8]
Examples 
1Izay lavitry maso : lavitry ny fo! [2.499]
2lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) [1.3]
3lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) [1.3]
4Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472]
5Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy [2.508]
Morphology 
Simple : lavitra, lavitry
Prefixed : -davitra, -davitry
Imperative : lavira
Derivatives 
 
Compound words 
Anthroponyms 
Proverbs 

Entry davitra > lavitra
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe [1.1]
Explanations in English Far [1.7]
Explanations in French Loin [1.3, 1.8, 1.13]
Examples 
1mandeha lavitra (aller loin) [1.3]
2nijerijery lavitra daholo ny olona [2.472]
Antonyms 

Anagrams