Entry |
davany > lava-
|
Part of speech | morphological form of lavaka
|
Compound words |
|
|
Entry |
davany > lava
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ
[1.1]
|
Explanations in English | Long, tall; without interruption [1.2]
|
| Long (of time and space) [1.7]
|
Explanations in French | Long (se dit du temps et de l'espace) [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Antonyms |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
davany > lava
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1]
|
Morphology |
Simple : |
lava,
lavako,
lavanao,
lavany,
lavantsika,
lavanay,
lavanareo,
lavan',
lavan-,
lavam- |
Prefixed : |
-dava,
-davako,
-davanao,
-davany,
-davantsika,
-davanay,
-davanareo,
-davan',
-davan-,
-davam- |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
davany > lava
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | Vato miempo avoakan' ny volokano [1.17]
|
Vocabulary |
|
Entry |
davany > lava
|
Part of speech | morphological form of laver
|
Examples | Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)
[0]
|
|
Entry |
davany > lavaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [1.1]
|
Explanations in English | A hole, a cave, a den. See loaka,
zohy
[1.2]
|
| A pit, a hole, a cave [1.7]
|
Explanations in French | Trou, fosse, caverne [1.8]
|
| [1.13]
|
Examples |
1 | Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka.
[2.606]
|
2 | Lavaka kely izy ireny teo am-piandohana.
[2.117]
|
3 | Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka.
[2.117]
|
4 | Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io;
[2.59]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
lavaka,
lavako,
lavakao,
lavany,
lavatsika,
lavakay,
lavakareo,
lavak',
lava-,
lavaky |
Prefixed : |
-davaka,
-davako,
-davakao,
-davany,
-davatsika,
-davakay,
-davakareo,
-davak',
-dava-,
-davaky |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
Illustrations |
|
|
Entry |
davany > lavaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsimisaraka, Bezanozano]
(au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo.
[1.196]
|
Vocabulary |
|