Entry atoditarina > atodintarina
Elementary words atody ; tarina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivontosan' ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin' ny taita na eo amin' ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe [1.1]
Explanations in English A swelling in the groin or armpits arising from hurts or wounds in the hand or foot. [1.2]
Explanations in French Glandes à l'aine [1.3]
 Adénite, bubon [1.66]
 [ atoditarina ] Bubon [1.5]
Vocabulary