Entry antenatenany > antenatena
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza
Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka [1.1]
Explanations in French Au milieu [1.5]
Examples 
1nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre) [1.3]
2nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3]
Morphology 
Simple : antenatena, antenatenako, antenatenanao, antenatenany, antenatenantsika, antenatenanay, antenatenanareo, antenaten'
Other spellings