Entry adihevitra > ady hevitra
Elementary words ady ; hevitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina [1.1]
Explanations in English Discussion, dispute [1.2]
Explanations in French Discussion [1.3, 1.5]
 [ adihevitra ] Discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) [1.13]
Examples Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472]
Compound words