abib   
Abiba
Tamin' ny voalohany ny volana (fotoana) dia nantsoina araka ny filaharany, dia "volana voalohany", "volana faharoa", etc. ; fa ny volana Abiba ihany no voalaza tamin' ny anarany. ... Ny tsinam-bolana tamin' ny volana Abiba no niamtombohan' ny taona tamin' ny Jiosy, satria tamin' izay volana no nialany tany Egypta sy nitandremany ny Paska, sady mbola itandremany ay mandraka ankehitriny. [1.38#1017]
Abib [2.996]