Index

Proverbs : voankanina

Proverb 1Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726]
French translationFier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837]

Proverb 2Voan-kanina fony fahavaratra aho : raha mitsinjo rano fotsy mihetsika. [2.558 #4992, 2.653 #3707]

Index