Index

Proverbs : vikina

Proverb 1Atao vikina alina: aleo manana amby, toy izay tsy ampy. [1.1]
Malagasy interpretationRaha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao miohatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. [1.1]

Proverb 2Tsy hisy hanoarana, ohatra ny vikina ambany farafara. [2.653]
Tsy hita hanoarana, ohatra ny hazakazaka ambany farafara. [2.558]
Tsy hita hanoharana hoatry ny vikina ambany farafara. [2.415 #5780]
French translationSans comparaison, comme faire un saut sous le lit. [2.415 #5780]
French interpretationAutre sens : chose impossible. [2.415 #5780]

Proverb 3Vikina, ka samy manao izay afany. [2.165 #1225, 2.415 #3823]
French translationIl s' agit de sauter: et chacun saute aussi loin que possible. [2.165 #1225]
Quand on saute, chacun saute aussi loin que possible. [2.415 #3823]

Proverb 4Vikin-tsahona, ka samy manala izay ho afany. [2.415 #1596]
French translationSaut que font les grenouilles dans l' eau, quand on approche d' elles : chacune saute suivant ses moyens. [2.415 #1596]
French interpretationSe disait des enfants et jeunes gens s'amusant à sauter et faisant des concours ; sens général : chacun suivant ses forces et ses moyens. [2.415]

Index