Index

Proverbs : tsintsindahy

Proverb 1Tsintsina mitondra vonimbero, ka ny eran' ny vava no nentina. [2.558 #286]
Tsintsindahy mitondra vonimbero ka izay eran' ny vava no entina. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza olona manao fanomezana, araka ny fananany na izay mety ho vitany. [1.1]

Index