Index

Proverbs : trebitrebika

Proverb 1Angabe nihanana : ny trebitrebiky ny rano ka reny fa ny vatabeny tsy hita. [1.147 #A71]

Proverb 2Ny trebitrebiky ny rano ka re fa ny aomby nihanana tsy hita. [1.147 #N14]
Ny trebitrebiky ñy rano ka reñiko, fa ñy aomby nihanañ' alina tsy hitako. [2.165]
Malagasy interpretationNy fikobakobaky ny rano dia reko, fa raha ny omby nita tamin' ny alina, tsy hitako. [2.165]

Index