Index

Proverbs : tanty

Proverb 1Tsy madilom-boangy iray tanty. [2.165]
Tsy madilom-boangy tanty raika. [1.147 #T160]
Malagasy interpretationTsy madilom-boasary iray harona. [2.165]

Proverb 2Vary indroan’ ny fatambary : ny iray ialemana, ary ny iray isakafoana. [2.653 #3617]
Vary indroan' ny fatambary : ny iray ielemana ary ny iray isakafoana. [2.558 #4874]
Vary indroan’ ny fatambary : ny iray isaka-foana, ny iray ialemana. [2.974 #236]
Vary roa tanty (indroan' ny fatambary); ny iray ialemana, ny iray isakafoana. [1.1]
Malagasy interpretationIlazana ny zavatra efa voakendry amin' izay iheverana azy avy. [1.1]
French translationDeux mesures de riz : la première servira au repas, la seconde à s’assurer pour la nuit. [2.974 #236]

Index