Index

Proverbs : tanantsotro

Proverb 1Tsy maty raha tsy ianjeran' ny tanantsotro. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza olona faran' izay kanosa ka zavatra bitika kely dia heveriny hahafaty azy. [1.1]

Index