Index

Proverbs : sitraka

Proverb 1Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty foana. [2.165 #1624]
Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty maina. [2.558 #114]
Tsara ny kely fanahy sitrak’ olona, fa ratsy ny be fanahy maty foana. [2.558 #4407, 2.653 #3285]
French translationMieux vaut n' être pas trop malin mais aimé, que d' avoir trop d' esprit et en souffrir. [2.165]

Proverb 2Ao ny be fanahy maty foana, ao kosa ny kely fanahy sitrak' olona. [2.558 #331]
Ao ny be fanahy maty foana; ao ny kely fanahy sitrak’ olona ; ao ny tsy tiana, fa manana ; ao ny hala, fa malahelo. [2.653 #270]

Proverb 3Sitraka andro anaovana ohatra ny tongotr' omby mihosy. [1.1]
Sitraka andro anaovana, toy ny tongotr' omby avy nihosy. [2.558 #3900]
Sitrak’ andro anaovana, toa tongotr’ omby nihosy. [2.653 #2904, 2.974]
Tongotr' omby nihosy : sitraka andro nanaovana. [2.415 #5412]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona ankasitrahana, fa amin' ny fotoana anaovany raharaha ihany, fa tsy tsaroana kosa ankoatra an' io. [1.1]
French translationOn est content des pieds du boeuf le jour où ils piétinent les rizières. [2.415]
Services qu’on ne reconnaît que le jour où ils sont rendus : tels les pieds du bœuf qui a foulé la rizière. [2.974 #309]
French interpretationOn apprécie quelqu' un le jour où il rend des services. [2.415 #5412]

Index