Index

Proverbs : singany

Proverb 1Aza mandeha singany toy ny kiraron' Ibeminahy. [2.165]
Mandeha ila ohatra ny kiraron' i Beminahy. [1.1]
Mandeha singany hoatry ny kiraron' i Beminahy. [2.415 #1650]
Mandeha singany ohatra ny kiraron' i Beminahy. [1.10, 1.3, 2.558]
Tsy mety raha mandeha singany, ohatra ny kiraron' Ibeminahy. [2.558]
Tsy mety raha mandeha singany, toy ny kiraron’ Ibeminahy. [2.653 #3449]
Malagasy interpretationEnti-milaza zavatra roa tokony hiaraka, nefa tsy tafaraka, fa ny iray ihany no ampiasaina na anaovana. [1.1]
Enti-milaza zavatra tsy feno, tsy tokony ho araka ny izy. [1.1]
Ilazana ny olona izay mampiaraka zavatra tsy misy iraisany na mandeha goana tsy mba manao izay fanaom-bahoaka. [1.10]
French translationCelui seul et n' a pas de compagnon, est comme le soulier que portait Beminahy à pied. [2.415 #1650]
N' allez pas seul comme le soulier que portait Ibeminahy à un seul pied. [2.165]
Qui va seul, comme le soulier que portait Beminahy à un seul pied. [1.3]
French interpretationAllusion au personnage d' une légende ; l'expression se disait des gens qui cordaient pas avec les autres. [2.415 #1650]
Qui va sans compagnon, qui est dépareillé. [1.3]

Index