Index

Proverbs : siahina

Proverb 1Aza midoka tena toa vorontsiloza : siahina dia midoroboka. [2.558 #716]
Aza midoka tena, toy ny vorontsiloza: siahina, dia midoroboka. [2.653, 2.974]
French translationNe vous vantez pas comme le dindon : on siffle et il fait la roue. [2.974 #149]

Proverb 2Mibehambehana ohatra ny vorontsiloza avy nosiahina. [2.974]
Nibehambehana, ohatra ny vorontsiloza avy nosiahina. [2.653]
Nibehambehana tahaka ny vorontsiloza avy nosiahina. [2.558 #2781]
French translationSe pavaner comme un dindon qui vient d’entendre siffler. [2.974 #157]

Proverb 3Sambo-balalan-dRaivondeso : mbola eny an-danitra ka siahina, ary tsy mbola azo akory, ka hoe " hasiako sira " . [2.415]
Sambo-balalan-dRaivondeso : mbola eny an-danitra ka siahina, ary tsy mbola azo akory, ka hoe " valalan-janako " . [2.415]
Sambo-balalan-dRaivondeso: mbola eny an-danitra ka siahina ; tsy mbola azo ka "valalan-janako". [2.653, 2.558]
Sambo-balalan-dRenikalafohy : mbola am-panidinana ka asiako sira. [2.558 #3824]
Sambo-balalan-dRenikalafohy : mbola any an-danitra ka " hasiako sira ". [2.653 #2855, 2.974 #227]
French translationPrésomption de Renikalafohy : les sauterelles volent encore dans le ciel et elle dit : " J’y mettrai beaucoup de sel ". [2.974 #227]
Raivondeso ramasse des sauterelles : elles sont encore dans l' air et déjà elle siffle, elle ne les a pas encore prises et déjà elle dit : je les salerai, je les donnerai à mon enfant. [2.415 #6036]
French interpretationAnalogue au français : vendre la peau de l' ours avant de l'avoir tué. [2.415 #6036]

Index