Index

Proverbs : satroka

Proverb 1Satroka efa, ny loha nivonto. [1.147 #S24]

Proverb 2Satroka nindaom-papango, latsaka ambody saina : tsy very fa nomby an-taniny. [1.147 #S25]

Proverb 3Tsy misy lehibe noho ny sinibe ; fa raha avy ny zinga, miala satroka. [2.974 #382, 2.653]
Tsy misy lehibe toa sinibe, fa raha avy ny zinga miala satroka. [2.558]
French translationLa grande jarre est un personnage, mais quand vient le petit gobelet elle se découvre. [2.974 #382]

Index