Index

Proverbs : rainazy

Proverb 1Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana malemy fanahy. [2.415 #183]
Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana rainazy. [2.415 #183]
French translationMieux vaut un souverain sévère qu' un souverain trop débonnaire. [2.415 #183]

Proverb 2Hianao no angady nananana, vy nahitana, ka sarotra atao rainazy. [2.558]

Proverb 3Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany. [2.653 #1233]
Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany. [2.558 #1598, 1.1]
Malagasy interpretationNy olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany. [1.1]

Index