Index

Proverbs : raiki-molaly

Proverb 1Kitoza raiki-molaly : anaran’ omby no sisa. [2.653 #1273]
Kitoza raiki-molaly : anaran' omby no sisa (anaran-tsy very no sisa). [2.558 #1656]
Kitoza raiki-molaly, ka anaran' omby no sisa. [2.165 #2206]
French translationDe la viande boucanée couverte de suie: elle n' a pas plus de bœuf que le nom. [2.165]

Proverb 2Sabora raiki-molaly, ka na manitra atono aza, mangidy. [2.558]
Sabora raiki-molaly: na manitra aza mangidy. [2.165 #154, 2.653 #2814]
French translationDu suif couvert de suie; lors même qu' il sent encore bon, il est amer. [2.165 #154]

Proverb 3Sabora raiki-molaly : tsy arakaraky ny fofony ny tsirony. [2.558 #3767]

Index