Index

Proverbs : mpitaiza

Proverb Aza manao sofin' ny mpitaiza maro anaka. [Rinara 1974]

Proverb Aza mba manao sofin' ny mpitaiza, eo ihany ka aoka aloha. [Rinara 1974 #714]

Proverb Ny mpitaiza no mitsanga-malaina, ny fitiavan-janaka no be. [Rinara 1974 #3166]

Index