Index

Proverbs : mirisarisa

Proverb 1Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [1.1]

Proverb 2Mirisarisa ohatra ny akoho boka fa raha tonga tsy misy mpanarona. [2.558]
Mirisarisa toy ny akoho boka : raha tonga, tsy misy mpanarona. [2.415 #2014, 2.653]
French translationMisérable comme la poule lépreuse : quand elle arrive et à l' air de vouloir pondre, personne ne la couvre de la corbeille pour la faire pondre. [2.415 #2014]
French interpretationSe disait des malheureux : on ne fait pas attention à eux parce qu'on n' attend rien d' eux. [2.415 #2014]

Index