Index

Proverbs : mirakotra

Proverb An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [Rinara 1974]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [Cousins 1871 #241]

Proverb Fahandroan-kena mirakotra, ka toa hisy hena ihany. [Veyrières 1913]
Fahandroan-kena mirakotra, ka toa inona ihany. [Houlder 1895, Veyrières 1913]
Fahandroan-kena mirakotra, ka toa toa hisy hena ? [Houlder 1895]
Fahandroan-kena mirakotra: toa hisy hena. [Cousins 1871]
Fahandroan-kena mirakotra: toa ho inona ihany. [Cousins 1871]
French translation Marmite à faire cuire la viande : quand elle est surmontée de son couvercle, on croit qu' elle renferme de la viande. [Veyrières 1913 #5899]
Une marmite à viande couverte: qu' est-ce qu' elle peut bien contenir? L' attrait du fruit défendu. [Houlder 1895]
French interpretation Se disait des gens déçus dans leur attente, par exemple un serviteur à qui on a donné du riz et qui voit la marmite couverte ; il croit qu'il y a de la viande, or on a mis le couvercle à cause des mouches. [Veyrières 1913 #5899]

Proverb Natao ihany ny handry tsy mirakotra fa nony maneno akoho mandray lamba. [Rinara 1974 #2762]
Natao ihany ny handry tsy mirakotra, fa nony maneno ny akoho mahatsiaro hatsiaka ka mandray lamba. [Veyrières 1913 #2315, Cousins 1871]
French translation On voulait se coucher sans lamba pour ne pas l' user, mais au chant du coq le froid se fait sentir et on prend le lamba. [Veyrières 1913 #2315]

Index