Index

Proverbs : miholy

Proverb 1Sakaiza tiana namadi-belirano ; vady renianaka niholy ho an’ olona ; reniomby nompiana nandaka; nampaka-drano tsy nahatafakatra; nahandro vary namolavola sosoa : koa izany no kanto maizina indrindra. [2.653]
Sakaiza tiana namadi-belirano, vady renianaka niholy ho an' olona, reniomby nompiana nandaka, nampaka-drano tsy nahatafakatra, nahandro vary namolavola sosoa : koa izany no maizina indrindra. [2.558]

Index