Index

Proverbs : mihitsoka

Proverb 1Vato navalavala voay, ny nivalavalana tsy niboana, ny navalavala nihitsoka. [1.147 #V29]
Vato navalavala voay: ñy nivalavalana, tsy niboaña; ñy navalavala tsy nivoaka. [2.165]
Malagasy interpretationVato natora-mamba: ny notorahana tsy nipoitra; ny natoraka tsy niseho. [2.165]

Index