Index

Proverbs : mihemotra

Proverb 1Handroso, maty raibe ; hihemotra, maty renibe. [2.415 #57]
Mandroso, maty raibe; mihemotra, maty renibe. [2.558 #2084, 1.1]
Mandroso, maty renibe; mihemotra, maty raibe. [2.165 #85]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny loza tsy azo ialana, fa mamely eo aoriana sy eo aloha. [1.1]
French translationAvancer donne la mort au grand-père, reculer donne la mort à la grand-mère : que faire ? [2.415 #57]
En avançant, on perd sa grand' mère; en reculant, on perd son grand-père. [2.165 #85]
French interpretationSe disait de la perplexité. Allusion à un conte malgache. [2.415 #57]

Proverb 2Mitery omby mitohatra : tsy hihemotra, fa handroso. [2.415 #5860, 2.558 #2454, 2.653 #1867]
French translationTraire une vache pleine : on n' ira pas en diminuant, mais en augmentant. [2.415 #5860]
French interpretationCar le lait augmentera. [2.415 #5860]

Proverb 3Mitranga mihemotra toa lelon-jaza. [1.1 #735]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona miovaova hevitra ka mbetika marisika hanao zavatra iray, mbetika indray tapa-kevitra tsy hanao. [1.1 #735]

Index