Index

Proverbs : mifikitra

Proverb 1Ataovy mifikitra amim-bahy lena, fa tsy amim-bahy maina. [2.415 #828]
Tsy mifikitra amim-bahy maina, fa mifikitra amim-bahy lena. [2.415 #828, 1.1]
Malagasy interpretationMiantehitra na miankina amin' ny olona azo antoka. [1.1]
French translationIl ne faut pas s' appuyer sur une liane sèche, mais sur une liane verte. [2.415 #828]
French interpretationIl faut chercher des appuis solides. [2.415 #828]

Index