Index

Proverbs : mifandaka

Proverb Toy fihavanan-jaza : raha miady, toa hifandaka ; fa raha mihavana, toa tsy hisaraka. [Nicol 1935 #427]
Toy ny fihavanan-jaza : miady toa tsy hiombona, ary raha mihavana toa tsy hisaraka. [Rinara 1974 #4279]
Toy ny fihavanan-jaza : raha miady, toa hifandaka ; fa raha mihavana, toa tsy hisaraka. [Cousins 1871 #3192]
French translation Amitié d’enfants : la querelle semble aller jusqu’aux coups de pied; l’entente paraît sans retour. [Nicol 1935 #427]

Index