Index

Proverbs : miempaka

Proverb Aza mitarain-tana miempaka. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Rehefa miasa, aza be taraina amin' ny havizanana na fahavoazana nahavoa ny tena. [Rajemisa 1985]

Index