Index

Proverbs : mialin-koririka

Proverb Tsy satry ny mialin-koririka, fa ny vary hatao no tsy misy. [Veyrières 1913 #4637]
Tsy satry ny mialin-koririka, fa ny vary hatokona no tsy misy. [Rinara 1974 #309]
Tsy satry no mialin-koririka, fa ny vary hatao no tsy misy. [Cousins 1871 #3575]
French translation Ce n' est pas par un libre choix qu' on se couche sur un souper de feuilles d' arum, mais c' est que le riz à faire cuire manque. [Veyrières 1913 #4637]
French interpretation On fait ce qu'on peut. [Veyrières 1913 #4637]

Index