Index

Proverbs : mazoto

Proverb 1Jike mitsatsik'anjo : mazoto amiñi ty hafanañe fe tsy mahita ty hazavañe. [1.68]
Jike mitsatsik'anjo : mazotoñi ty hafanañe fe tsy mahita ty hazavañe. [1.68]
Jike mitsatsik'anjo : mazoto ty hafanañe fe tsy mahita ty famirapiratseñe. [1.68]
French translationUn aveugle se chauffant au soleil : il est content de sentir sa chaleur, mais il ne peut voir son éclat. [1.68]

Proverb 2Mandehana dieny malaina, fa raha mazoto tsy afaka. [2.653 #1582]
Mandehana dieny malaina, fa raha mazoto tsy afaka intsony. [2.165 #677]
Mandehana dieny malaina, fa rehefa mazoto tsy afaka intsony. [2.558]
Mandehana dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy afaka intsony. [1.1]
Miasà dieny malaina, fa raha mazoto tsy afaka intsony. [2.974 #399]
Malagasy interpretationEntina hampirisihana olona hanao asa na dia malaina aza, fa rehefa mazoto, sao dia tsy hanampotoana na tsy ho afaka hanao indray. [1.1]
French translationAllez tandis que vous n' y êtes guère disposé, car quand vous le serez, peut-être que vous ne pourrez plus le faire. [2.165]
Travaillez malgré votre indisposition; car lorsque viendra l’entrain, vous n’en aurez plus le moyen. [2.974 #399]

Proverb 3Ny mazoto no nambinina ka ny kamo avy koa no milaza ho miandry lahatra. [2.558 #3141]

Index