Index

Proverbs : mankahia

Proverb 1Ataovy tery omby ririnina ka atao izay tsy hahabotry ny zanany ary tsy hankahia ny reniny. [1.1]
Tery omby ririnina : atao izay tsy hankahia ny reniny ary tsy hahabotry ny zanany. [2.415 #398]
Tery omby ririnina ka atao izay tsy hahakely ny reniny ary tsy hahabotry ny zanany. [1.1]
Tery omby ririnina ka atao izay tsy hankahia ny reniny ary tsy hahabotry ny zanany. [1.1]
Toy ny tery omby ririnina: atao tsy mankahia ny reniny, tsy mahabotry ny zanany. [2.165 #1273, 2.415 #6194, 2.653]
Toy ny tery omby ririnina : ataovy izay tsy hankahia an-dreniny ary tsy hahabotry ny zanany. [2.558 #4337]
Malagasy interpretationEnti-milaza fitsimbinana antokon' olona roa, izay samy mitady tombontsoaho azy avy, toy ny mpivarotra sy ny mpividy izany, ohatra, ka amin' ny fiadiam-barotra indrindra no ampiasaina io ohabolana io. [1.1]
Enti-milaza fltsimbinana olona na zavatra roa tonta, ny andaniny sy ny ankilany. [1.1]
French translationC' est comme lorsqu' on trait une vache en hiver : on le fait de manière à ce que la vache ne s' amaigrisse pas, et que le veau ne soit pas rabougri. [2.415 #6194]
Manière de traire les vaches en hiver : il ne faut pas rendre la vache trop maigre ni rendre le veau trop chétif. [2.415 #398]
Pareil à une vache que l' on trait en hiver: il faut lui laisser un peu de lait afin de ne pas la faire maigrir trop, et pourtant il faut aussi que le veau ait sa part afin de ne pas rester chétif. [2.165]
French interpretationIl y a peu de lait en hiver. Se disait de la prudence et du savoir faire à tout concilier, ainsi il ne faut pas trop pressurer le peuple par les impôts et la corvée. [2.415 #6194]
Il ne faut pas trop pressurer les gens par l' impôt, la corvée, les demandes de service ; il faut être sage à tout concilier. [2.415 #398]

Index