Index

Proverbs : mangotraka

Proverb Ny mangotraka naman’ ny masaka; ny tsara antoka naman’ ny lasa. [Cousins 1871 #2327]
Ny mangotraka naman' ny masaka, ny tsara mpiantoka naman' ny vonona. [Rinara 1974 #3119]

Proverb Zanaky ny efa mangotraka tsy matahotra izay mangorovitsika. [Rinara 1974 #5088]

Index