Index

Proverbs : mandreny

Proverb 1Aza misosososo tahaka ny vinanto kely tsy mahare fosa. [2.558 #781]
Aza misosososo, tahaka ny vinantokely tsy mandre fosa. [2.653 #642]
Hoatry ny vinanto kely tsy mandreny fosa. [2.415]
Mijolonjolona hoatry ny vinanto kely tsy nahare fosa. [2.415 #1453]
Mijolonjolona ohatra ny vinanto kely tsy mahare fosa. [1.1]
Misosososo, ohatra ny vinanto kely tsy mandreny fosa. [2.653]
Misosososo ohatra ny vinanto tsy mahare fosa. [1.1]
Misosososo tahaka ny vinanto kely tsy mandreny fosa. [2.558 #2419]
Misosososo tahaky ny vinanto tsy nahare fosa. [2.415]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona tay mahimahina ny amin' izay olona hatonina fa aviavy erý mamboraka izay ao am-po. [1.1]
Enti-milaza olona misosososo miditra befahatany any amin' olona tsy mankasitraka azy akory. [1.1]
French translationS' avancer hardiment comme la bru qui n' a pas entendu le mal que sa belle-mère dit sur son compte. [2.415 #1454]
S'introduire avec hardiesse, comme la bru qui n' a pas entendu le mal que les beaux-parents disaient d' elle. [2.415 #1453]
French interpretationSe disait de ceux qui s' introduisaient auprès des gens dont ils étaient mal vus. [2.415 #1453]
Se disait de ceux qui vont chez des gens qu' ils croient leurs amis ; à peine sont-ils partis, on dit du mal d' eux. [2.415 #1454]