Index

Proverbs : manasakaiza

Proverb 1Aza manasakaiza vahiny. [2.165 #204]
Aza manasakaiza vahiny, sao mbola tia dia ilaozany. [2.558 #652]
Manakaiza vahiny; mbola tia ka ilaozany. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa tsy tokony hiraiki-po amin' izay olona tsy manao afa-tsy mandalo. [1.1]
Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny. [1.1]
French translationNe prenez pas pour amis des étrangers. [2.165]

Index