Index

Proverbs : manamboa

Proverb 1Aza manao tahaka ny ambiaty hianao : mahalala ny taon-kamoazana, fa tsy manam-boa. [2.653 #507]
Aza manao tahaka ny ambiaty : mahalala taon-kamoazana fa tsy manam-boa. [2.558 #580]
Toy ny ambiaty : mahalala taona fa tsy misy voany ho hanina. [2.558 #274]

Index