Index

Proverbs : mamatra

Proverb Raha mamatra miohatra ny feno, raraka; raha mihinana miohatra ny voky manevika; raha mamindro miohatra ny toko, may; raha mandry miohatra ny farafara, mianjera. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Tokony hahalala onony amin' izay rehetra atao, fa raha tsy izany, fahavoazana no mety ho hita. [Rajemisa 1985]

Index