Index

Proverbs : mahavazina

Proverb 1Tsy misy manga hoatry ny voantay ; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [2.415 #3084]
Tsy misy manga noho ny voantay, fa raha ratsy fila hanina, mahavazina. [2.558 #4728]
Tsy misy manga ohatra ny voantay; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [2.653]
French translationRien n' est aussi beau qu' un bousier, mais il est déshonoré parce qu' il cherche sa nourriture dans l' ordure. [2.415 #3084]
French interpretationLa beauté n' empêche pas le déshonneur. [2.415 #3084]

Index