Index

Proverbs : mahalena

Proverb 1Kolokolo natao tsy ho vary, erikerika natao tsy hahalena : ny kely mba hevero ihany. [2.558 #1660]

Proverb 2Trano atsimo sy avaratra: izay tsy mahalena ialofana. [2.653 #3266]
Trano atsimo sy avaratra ka izay tsy mahalena hialofana. [2.558, 1.1]
Trano atsimo sy avaratra: ka izay tsy mahalena ialofana. [2.165 #268]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny fifanampian' ny mpifanolobody rindrina. [1.1]
French translationUne maison au sud et une au nord (rapprochées l' une de l' autre); on s' abrite sous celle qui ne coule pas. [2.165]

Index