Index

Proverbs : mahalà

Proverb 1An-drano tsy mahalà ny setroka. [1.147]

Proverb 2Bevohoka tsy mahatelin’ anaka, samy an-drano tsy mahalà ny lentina. [1.147]

Proverb 3Raha tsy mahalà izay teny tsy mety, tsy mba lehilahy. [2.653, 2.165]
French translationVous n' êtes pas un homme si vous ne savez pas dire non à une mauvaise parole. [2.165]

Proverb 4Tsy misy mahalà izay tiany hatao. [1.10]
Malagasy interpretationTononkira protestanta milaza ny fahefan' Andriamanitra sy ny heriny io, nefa ovan' ny olona sasany tsy mihevitra hoe "tsy misy mahalala". [1.10]

Proverb 5Tsy misy vongan-tany mahery noho ny vato, na hazo mahalà rivotra. [2.653, 2.165]
French translationIl n' y pas de motte de terre plus dure qu' une pierre, ni d' arbre qui puisse résister au vent. [2.165]

Index