Index

Proverbs : leferana

Proverb Aleo mitomoe-mandina, toa laferana, toy izay hitsangan-ko mavo, toa ranjo. [Cousins 1885]
Aleo mitomoe-mandina toa leferana, toy izay mitsangan-ko mavo toa ranjo. [Rinara 1974 #134]

Proverb Leferana sy lohalika ka izay mandefitra no mandina. [Rinara 1974 #1769]
Lohalika sy laferana: izay mandefitra no mandina. [Cousins 1885 #1373, Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Entina milaza fa izay mandefitra tian' ny olona noho izay miridiridy manao an-tratreva. [Rajemisa 1985]

Proverb Lohalika no komavoka : mihenjana, leferana no mandina : mandefitra. [Rinara 1974 #122]

Proverb Lohalika sy leferana : izay mandefitra no mandina. [Veyrières 1913 #5955]
French translation Genou et jarret : c' est celui qui plie qui est lisse. [Veyrières 1913 #5955]
French interpretation Les gens accommodants sont les plus heureux. [Veyrières 1913 #5955]

Index