Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : lamoka | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza mitaitay Aza mitaitay homamenaka fa ho lamoka ihany amin' ny farany. [1.1] Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no farany. [2.165 #1251] Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no ho farany. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Aza maimaika ny hahazo izay tadiavina fa mety hanenenanao any aoriana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne soyez pas trop avide de graisse, car à la fin vous en serez dégoûté. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | La graisse était considérée par les Malgaches comme un aliment fortifiant. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny lamokan' atodiakoho no tsy nomen' ny vaventy ny ankizy dia fanariana dia ny rariny. [2.558 #3070]
Ny lamokan’ atody akoho no tsy nomen’ ny vaventy ny ankizy, dia fanariana ny rariny. [2.653 #2298] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||