Proverbs : kibibibiby

Proverb5219 Ny kibibibiby dia ny ankizy ihany no matahotra , fa raha tena biby dia mihararetra koa ny lehibe . [Rinara 1974]

Index