Index

Proverbs : kapiteny

Proverb 1Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany. [2.653 #1233]
Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany. [2.558 #1598, 1.1]
Malagasy interpretationNy olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany. [1.1]

Index