Index

Proverbs : izarana

Proverb 1Sodokan' ny fitia sakaiza, ka ny havana indray no tsy nizarana henamaso. [2.558 #3914]

Proverb 2Tsakitsakin-jaza: tompony indraika izarana. [2.165]
Malagasy interpretationKatsa-jaza: ny tompony indray no izarana. [2.165]

Index