Index

Proverbs : Iarivo

Proverb 1Aza manao haingo diso an' Iarivo. [2.558 #507]
Haingo diso an' Iarivo. [2.415 #2428]
Haingo diso an' Iarivo : avalony hateza. [2.558]
French translationC' est comme la parure qui n' est pas arrivée à temps à Tananarive pour la fête. [2.415 #2428]
French interpretationSe disait des choses qui arrivent après coup, trop tard. [2.415 #2428]

Proverb 2Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.415 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [2.558]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka mitsidik’ andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.653 #1174]
French translationCet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [2.415 #3109]
French interpretationMarche du soleil. [2.415 #3109]

Index